Dikan'ny teny : rambondanitra

Hampiditra dikany vaovao
1 Rivotramifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel