Dikan'ny teny : rampa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Banga, afaka niala (nify na hohon-tongotra sendra tafintohina): Potraka Rakoto ka rampa daholo ny nifiny ambony rehetra - t.i.f.: Rampaina, voarampa j mandrampa, fandrampa. mpandrampa j andrampana, fandrampana 1 maharampa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel