Dikan'ny teny : ranakandriana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra tsy hita vatana, ninoan'ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon'ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan'ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel