Dikan'ny teny : rangaina

Hampiditra dikany vaovao
1 Rangavina (ranga) mt. ih. (rangao, rangauy): (Ity faharoa — rangavina — no fahita matetika kokoa) Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny ta-nana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin'izany. ' ? Avo be rangavina: enti-milaza zavatra avo toerana ka atsotra hiakatra ny ta-nana eo am-pijoroana vao mahatakatra ny haavony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel