Dikan'ny teny : rangorango

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza olona mihinana tsy miatoato. • a.: Fakana zavatra tsy miera amin'ny tompony. - t.i.f.: Rangorangoina, voarangorango, tafarangorango / mirangorango, firangorango, mpirangorango / irangorangoana / firangorangoana / maharangorango. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel