Dikan'ny teny : ranomainty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rano fanoratana amin'ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel