Dikan'ny teny : ranomandry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin'ny havandra. 1 h.i.: Fomban-domano misosa. 1 Hazakaza-madinika ataon'ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel