Dikan'ny teny : ranovoahasina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (teny fanrpiasa amin'ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran'ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin'ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel