Dikan'ny teny : rantoina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Rantovina (ranto) mt. ih. (rantoy, rantouy): Alaina, karohina any an-tany lavitra: Norantoiko tany an-tSakalaua ireo omby ireo. / Fahaizana norantouiny tany ampitan-dranomasina izany ka tsy ariariany foana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel