Dikan'ny teny : rantsantanana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin'ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel