Dikan'ny teny : raofina

Hampiditra dikany vaovao
1 (raoka) mt. ih. (raofy): Angonina amin'ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo. ? Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin'ny mpangalatra ny lamba rehetra tao an-trano. ? Baboina: Noraofin'ny fanjakana ny fananany. ? Samborina indray miaraka:Noraofin'ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel