Dikan'ny teny : raparapa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr'izany. - t.i.f.: Araparapa, tafaraparapa / miraparapa, firaparapa, mpiraparapa 1 iraparapana, firaparapana 1 maharaparapa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel