Dikan'ny teny : rarahana

Hampiditra dikany vaovao
1 Rarafana (raraka) mt. pdr. (raraho, rarafo): A-siana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarahana tain-kafe ny ngorodona alohan'ny hiborisiana azy. / Rarafana ranovoahasina ny mpiangona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel