Dikan'ny teny : rarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (rara) mt. ih. (rarao): Sakanana, tsy avala: Rarana ny miditra ato. / Rarana tsy handeha eto ny mpianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel