Dikan'ny teny : rarangy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazakazaka fanaon'ny mpilanja filanjana. ? h. i.: Hazakazaka mafy: 1-reo onja vauenty, toa reuo misangy, / Mamelon-drarangy. (J.N.) - t.i.f.: Rarangina. - F.-p.: Manao, mamely, mikatroka rarangy: mihazakazaka mitondra olona amin'ny filanjana (ny manao rarangy amin'ny mpilanja dia mitovy amin'ny manao faohàny amin'ny miaramila). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel