Dikan'ny teny : raratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Haingo, ravaka tsara. - t.i.f.: Voararatra, tafararaira 1 mandraratra, fandraratra, mpandraratra 1 andraratana, fandraratana 1 miraratra, firaratra, mpiraratra 1 iraratana, firaratana 1 mahararatra I raradraratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel