Dikan'ny teny : rarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (rary) mt. ih. (rario): Angatahina mba handresy, mba ho soa sy ho tsara amin'ny alalan'ny vavaka: Rarina ho zina ny taona, handresy ny tafika. Ahitsio
2 (rary) mt. ih. (rario): Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel