Dikan'ny teny : rary

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Aretina, rofy, fanaintainana. 1 t.if.: Marary, farary, mparary 1 mankarary 1 ankarariana, fankarariana 1 maharary 1 harariana, faharariana. Ahitsio
2 a.: Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an'ny mpiantafika. - t.i.f.: Ruina 1 mirary, firary, mpirary 1 irariana, firariana 1 maharary. Ahitsio
3 a.: Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra. - t.i.f.: Ratina, voarary 1 mandrary, fandrary, mpandrary / andrariana, fandrariana 1 mirary, firary, mpirary 1 irariana, firariana 1 maharary I rarirary. - F.-p.: Rarim-pihauanana: firindran'ny fifanarahana amin'ny havana ary ny mpiara-monina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel