Dikan'ny teny : rava

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Simba tanteraka, potika: Ravan'ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy. ? h.o.: Vao telo tao-na monja dia roua ny fanambadian'izy roa. ? Tsy m?sy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay. ? Mihahaka, miparitaka: Rama ny tafika. / Efa raya ny kilalao vao tonga ianao. - t.i.f.: Ravana, tafarava J mandrava, fandrava, mpandrava J andravana, fandravana / mirava, firava, mpirava J iravana, firavana / maharava J ravarava. - F.-p.: Raya fananana, raya harena: simba harena, tonga mahantra. I Raya hatreo ny fihauanana: enti-milaza ny fahatapahan'ny firaisana arapifankatiavana. J Bava ny tetika: tsy nahomby ny hevitra novolavolaina. / Raya ny volana: miratra na nahabangana ny volana, /Rava tokantrano, raya fanambadiana: nisaxaka am-panambadiana. J Trano raya: trano efa simba tsy misy tafony intsony, fa ampiantany sy rindrina efa nianjera no sisa. ΒΆ M.h.: Simba, rota, levona, fongana, miongana, mirodana, ambony ambany, tay misy vato mifanongoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel