Dikan'ny teny : ravaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny to• uouauy sarobidy indrindra. - t.i.f.: Aravaka, ravahana, voaravaka, tafaravaka / mandravaka, fandravaka, mpandravaka / andravahana, fandravahana / miravaka, f¢avaka, mpiravaka I iravahana, firavahana 1 maharavaka /ravadravaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel