Dikan'ny teny : ravinala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo lehibe izay mivelatra lehibe tahaka ny fikopaka ny raviny. Misy ilana azy avokoa ny tenan' ny ravinala manontolo: ny hodiny (rapaka), ny tahondraviny (falafa), ny raviny (raty); ary raha tsatohana antsy eo am-pototry ny raviny, dia misy rano madio sady mamy azo sotroina miboiboika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel