Dikan'ny teny : raviravy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona. - t.i.f.: Raviravezana, araviravy, tafaraviravy / mandraviravy, fandraviravy, mpandraviravy / andraviravezan, fandraviravezana; fandraviraviana / miraviravy, firaviravy, mpiraviravy / iraviravezana, firaviravezana; fixaviravian / maharaviravy. ΒΆ M.h.: Mihantona, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, miramborambo, mikiramborambo, mirozaroza, mikirozaroza, mitarozaroza, mikirombaromba, mitarozaka, mikivilivily, misahondrahondra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel