Dikan'ny teny : ravoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitotoana vary betsaka. ? Ady maharitra amin'ny fifamélezana amin' ny hazo, ary tsy mifampitsitsy amin'izany. - t.i.f.: Ravohina, voaravoka / mandravoka, fandravoka, mpandravoka / andravohana, fandravohana / maharavoka / ravodravoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel