Dikan'ny teny : refesina

Hampiditra dikany vaovao
1 (refy) mt. ih. (refeso): 1) Jerena misy refy firy; 2) alaina refy, jerena ny halavany: Refeso kely ny lavan'ity efitra ity sy ny sakany. - F,-p,: Tsy refesi-mandidy: enti-milaza ny mpitondra manao jadona. ΒΆ M,h,: Mandidy tokana, tsy zehena, mpanao teniko fe lehibe, mpanao teny tsy valiana, mpanao teny jadona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel