Dikan'ny teny : refotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feon-javatra vaky na tapaka, ka miriatra, mitefoka, toy ny hazo maina voahitsaka, feom-basy mipoaka. 1 tif: Arefotra, tafarefotra 1 mandrefotra, fandrefotra, mpandrefotra J andrefotana, fandrefotana / mirefotra, firefotra, mpirefotra J irefotana, firefotana I maharefotra f refodrefotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel