Dikan'ny teny : rehetra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mlk.: Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra. (Matetika no hamafisin'ny p. mt. daholo, avokoa, ny hevltry ny teny hoe rehetra: Tonga dahoio ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny). ΒΆ M.h.: Daholo, tsy vaky volo, poporohana, na iza na iza, na zovy na zovy, safobemantsina, manontolo, tsy ankanavaka, tsy misy avakavaka, faobe, tsy mifaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel