Dikan'ny teny : rehoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra maditidity avoaka avY any an-tenda, indrindra raha marary voan'ny kohaka: Tokony hangonina amin'ny tavy kely ny rehoky ny marary. ~ Ny fitronan' ny omby resy an'ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. - t.i.f,: Rehofina, arehoka, voarehoka, tafarehoka J mandrehoka, fandrehoka, mpandrehoka / andrehofana, fandrehofana / mirehoka, fixehoka, mpirehoka / irehofana, firehofana I rehodrehoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel