Dikan'ny teny : relijiozy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. religieux) a.: Lehilahy na vehivavy manokantena ho an'Andriamanitra, ao anatin'ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitans vola manokana ho an'ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel