Dikan'ny teny : remarema

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra sady lehibe no mitaritarika tahaka ny siranandon'omby. ? h.o.: Akanjo malalaka fentina mianjaika. - t.i.f.: Remaremaina, aremarema, tafaxemarema I miremarema, firemarema, mpiremarema / iremaremana, firemaremana / maharemarema. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel