Dikan'ny teny : remby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin'ny fihazana: Tsy uizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika. ? Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin'ny uoninkazo no asan'ny tantely. - t.i.f.: Rembena, rembezina, voaremby 1 miremby, firemby, mpiremby I irembena, firembena, irembezana, firembezana I maharemby, a F.-p.: Tantely remby: tantely hitahita foana any an' ala... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel