Dikan'ny teny : rendra

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Rendrarendra a.: Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka: Be rendrarendra manodoka ny fiainana eto an-dreniuohitra. ~ Famirapiratana mahavariana sady maharenoka:Ny rendrarendran'izao tontolo izao. - t.i.f.: Arendrarendra, tafarendra, tafarendrarendra I ml-rendra, firendra, mpirendra; mirendrarendra, firendrarendra, mpirendrarendra I irendrarendrana, firendrarendrana 1 maharendrarendra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel