Dikan'ny teny : rendrehana

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Rendremana (rendrika) p. t.: Renoka kely amin'ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin'ny sivy alina teo ho eo tamin'izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel