Dikan'ny teny : renirano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rano mandeha lehibe avy amin'ny fitambaran'ny sakelidrano marc>, ka mivarina any an'ony: Ikopa sy t Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin'ny onin'i Betsiboka, ny iray any amin'ny onin'i Tsiribihina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel