Dikan'ny teny : renivitsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bibilava mipetraka amin'ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan'ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany. Ahitsio
2 a.: Jer, Renimanditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel