Dikan'ny teny : ria

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Riaria a.: Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana ets? er9 amin-kafaliana. - t.i.f.: Riariavina, ariaria, voariaria / mandriaria, fandriaria, mpandriaria / andriariavana, fandriariavana I miriaria, firiaria, mpiriaria / iriariavana, firianiavana I maharfarfa / maria. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel