Dikan'ny teny : rigby

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. rugby) a.: Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy. Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy — dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin'ny an-kilany, na manda-ka azy handalo ambonin'ny tsatokazony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel