Dikan'ny teny : rimo

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Rimorimo a.: Fandehanana mafy; fifiokan'ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon'ny tandrimo misangodfna na ny tantely. - t.i.f.: Rimorimoana, arimorimo, voarimorimo, tafarimorimo / mandrimorimo, fandrimorimo, mpandrimorimo / andrimorimoana, fandrimorimoana / mirimorimo, firimorimo, mpirimorimo 1 irimorimoana, firimorimoana / maharimorimo / misarimorimo / tandrimo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel