Dikan'ny teny : rindra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny hoditry ny zozoro anaovana tsihy. ? Zavatra natao ho afaka hiditra tsara ao anatin'ny zavatra iray hafa noho ny kinifinifiny afaka mikorisa amin'ny lavaka namboarina ho an' izany amin'ilay lavaka faharoa, saikirô: Tapaka ao anatin'ny ambaviny ny rindrankazo. ? Filantolantoana na fandaharana zavatra maro mba hifanaraka tsara. * t.i.f.: Rindraina, arindra, voarindra, tafarindra / mandrindra, fandrindra, mpandrindra / andrindrana, fandrindrana / mifandrindra / mirindra, firindra, mpirindra /irindrana, firindrana / maharindra 1 rindraxindra / rindran y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel