Dikan'ny teny : risarisa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina na havizanana tsy dia mafy loatra. ? Famindra miadana tsy ma-ka sarotra ary miretareta. * t.i.f.: Arisarisa, tafarisarisa / mirisarisa, firisarisa, mpirisarisa 1 irisarisana, firisarisana / mahar?sarisa /marias 1 marisarisa, faharisarisana, harisarisana 1 faharisarisa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel