Dikan'ny teny : risika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zoto hanao zavatra; hafinaretana handray anjara amin'ny zavatra iray; zotompo sy havitrihana: ManĂ na risi-po rehefa miasa. * t.i.f.: Arisika, voarisika 1 mandrisika, fandrisika, mpandrisika 1 andrisihana, fandrisihana / maharisika / risidrisika 1 marisika 1 harisika, faharisika, harisihana, faharisihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel