Dikan'ny teny : roahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (roaka) mt. ih. (roahy): Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin'Ikoto any an-tsaha ny omby. ? Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io. ? Terena hiala, esorina: Noroahin'ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra. ? Atao sesitany: Noroahin'ny fanjakana izy fa nahavita heloka bava-va. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel