Dikan'ny teny : roaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan'ny tena. ? T:'axnpialana handeha. ? Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sana-tria. * t.i.f.: Roahina, voaroaka / mandroaka, fandroaka, mpandroaka / androahana, fandroahana / miroaka, firoaka, mpiroaka / iroahana, firoahana I maharoaka / roadroaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel