Dikan'ny teny : roba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangoronana an-keriny; fangalarana sy fanimbana. * t.i.f.: Robaina, voaroba / mandroba, fandroba, mpandroba 1 androbana, fandrobana / miroba, firoba, mpiroba / irobana, firobana / maharoba / robaroba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel