Dikan'ny teny : robaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (roba) mt. ih. (robay): Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna. ? Entina, paohina, faohina: Norobain 'ny jiolahy ny zauatra rehetra tao an-trano. • Afitsaka, baboina, hosena: Norobain'ny fanjakana ny fananany rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel