Dikan'ny teny : robo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin'ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. * tif: Roboana, arobo, voarobo / mandrobo, fandrobo, mpandrobo / androboana, fandroboana / maharobo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel