Dikan'ny teny : rodahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (rodaka) mt. ih. (rodahy): Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray amandreniny ka uetiuety foana dia nahantra izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel