Dikan'ny teny : rodaroda

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Manao izay hampirehi-be ny kitay eo am-patana. • h.i.: Mpandanilany tsy mitsapa ny farany. - t.i.f.: Rodarodaina, arodaroda, voarodaroda / mandrodaroda, fandrodaroda, mpandrodaroda / androdarodana, fandrodarodana / mirodaroda, firodaroda, mpirodaroda / irodarodana, firodarodana / maharodaroda. ¶ M.h.: Rodaka, tobatoba, robaroba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel