Dikan'ny teny : rodonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (rodona) mt. ih. (rodony): (omby na ondry) Roahina indray miaraka daholo. • (hira) Iarahana mihira daholo: Rodony ny hira "Ry tanindrazanay malala ô!" Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel