Dikan'ny teny : rohy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataouy rohy foza izay mpangalatra tratra. * Fatotra: Ratsy rohy an-gamba ilay omby matou afanan dos i tra. * t.i.f.: Rohizana, arohy, voarohy, tafarohy / mandrohy, fandrohy, mpandrohy / androhizana; fandrohizana / mirohy, fixohy / irohizana, firohizana / maharoy / rohirohy. Ahitsio
2 (Tsm) a.: Zanak'omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel