Dikan'ny teny : rompotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanorosana ankeriny amin'ny tanana ny ravin-javamaniry toy ny ravimboangahazo. • Anaram-bosotra iantsoana koa ny ravimboangahazo na ravintoto. - t.i.f.: Romposana, voarompotra 1 mandrompotra, fandrompotra, mpandrompotra / andromposana, fandromposana 1 mahaxompotra / rompodrompotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel